Tongasoa

Islam Land

Hampiely Silamo amin'ny fiteny 140

islamland dia anisany tranon-kala Islamika lehibe indrindra anankiray maneran-tany,izay mamela-belatra momba ny finoana Silamo amin'ny fiteny maro samihafa maherin'ny 140.Izay manana boky anarivony maro sy video,ary koa amin'ny fitaovana fandraisam-peo maro isankarazany,ary anisan'izany ny audio.Ary tsara fantarina ihany koa fa,manana Fahita-lavitra Islamika sy Radio Silamo maro izahay.Ka raha mahaliana anao ,dia afaka mangataka boky maimaim-poana ianao,izay efa voatonta.Amin'ny alàlan'ity tranonkala ity ihany no anaovana ny fangatahana,ary maimaim-poana ihany koa ny fandefasana azy aminao.Raha misy fanontaniana manitikitika anao mahakasika ny Finoana Silamo,dia mandalova mifampiresaka fa,vonona handray anao izahay.